-
Apokalypsy 14:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nisy anjely hafa koa nivoaka avy tao amin’ny toerana masin’ny tempoly, niantsoantso mafy sady niteny tamin’ilay nipetraka teo ambonin’ny rahona hoe: “Jinjao amin’ny antsy fijinjanao ny vokatra, satria efa tonga ny ora fijinjana, fa efa masaka tsara ny vokatry ny tany.”+
-