-
Romanina 10:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hoy anefa aho: Sao dia tsy naheno izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny tenin’izy ireo, ary tonga hatrany amin’ny faran’ny tany misy mponina ny hafatra nentiny.”+
-
-
Kolosianina 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 tonga tany aminareo. Ary mamoa io vaovao tsara io sady miparitaka eran’izao tontolo izao+ hoatran’ny atỳ aminareo koa, nanomboka tamin’ny andro nahenoanareo sy nahafantaranareo tsara an’ilay tena hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra.
-