-
Matio 2:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia nampanantsoin’i Heroda mangingina ireo mpanandro ireo, ka nanontaniany tsara hoe oviana no niseho ilay kintana.
-