Jaona 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia gaga ny Jiosy, ka niteny hoe: “Fa ahoana koa no nahaizan’io lehilahy io ny Soratra Masina*+ hoatr’izany, nefa izy aza tsy nianatra tany amin’ny sekolintsika* akory?”+
15 Dia gaga ny Jiosy, ka niteny hoe: “Fa ahoana koa no nahaizan’io lehilahy io ny Soratra Masina*+ hoatr’izany, nefa izy aza tsy nianatra tany amin’ny sekolintsika* akory?”+