-
Lioka 9:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fantatry ny vahoaka anefa izany, ka nanaraka azy izy ireo. Dia nandray tsara azy ireo i Jesosy, ary niresaka taminy momba ny Fanjakan’Andriamanitra, sady nanasitrana an’izay nila nositranina.+
-