-
Matio 15:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 dia noraisiny ny mofo fito sy ny trondro. Rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny ny mofo ka nozarainy tamin’ny mpianatra, ary ny mpianatra indray nizara an’ilay izy tamin’ny vahoaka.+
-
-
Lioka 9:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nalain’i Jesosy ny mofo dimy sy ny trondro roa, ary nitraka nijery ny lanitra izy dia nisaotra. Notapahiny izany avy eo, dia nomeny ny mpianatra mba haroso amin’ny vahoaka.
-