Marka 7:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nitangorona teo aminy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany avy any Jerosalema.+ 2 Hitan’izy ireo fa nisy mpianatr’i Jesosy nisakafo tamin’ny tanana maloto, izany hoe tsy nisasa.*
7 Ary nitangorona teo aminy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany avy any Jerosalema.+ 2 Hitan’izy ireo fa nisy mpianatr’i Jesosy nisakafo tamin’ny tanana maloto, izany hoe tsy nisasa.*