20 Rehefa avy nieritreritra tsara an’izany anefa izy, dia nisy anjelin’i Jehovah niseho taminy tao amin’ny nofy, niteny hoe: “Ry Josefa zanak’i Davida, aza matahotra ny hitondra an’i Maria vadinao ho ao an-tranonao, fa ny asan’ny fanahy masina no nahatonga azy hitoe-jaza.+