Marka 8:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nihinana ny olona ka voky, ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika lehibe fito.*+ 9 Lehilahy 4 000 teo ho eo no nihinana tamin’izay. Noravany ny olona avy eo.
8 Dia nihinana ny olona ka voky, ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika lehibe fito.*+ 9 Lehilahy 4 000 teo ho eo no nihinana tamin’izay. Noravany ny olona avy eo.