Jaona 1:25, 26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 ka nanontany azy hoe: “Koa maninona ianao no manao batisa raha tsy ianao no Kristy, na Elia, na Ilay Mpaminany?” 26 Dia hoy i Jaona: “Izaho manao batisa amin’ny rano. Fa efa eo aminareo kosa ny olona iray tsy fantatrareo.
25 ka nanontany azy hoe: “Koa maninona ianao no manao batisa raha tsy ianao no Kristy, na Elia, na Ilay Mpaminany?” 26 Dia hoy i Jaona: “Izaho manao batisa amin’ny rano. Fa efa eo aminareo kosa ny olona iray tsy fantatrareo.