FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 9:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Na iza na iza kosa mametraka vato mahatafintohina eo anoloan’ny iray amin’ireny madinika manam-pinoana ireny, dia tsara raha asiana vato lehibe fikosoham-bary* ny vozony, ka atsipy any an-dranomasina izy.+

  • Lioka 17:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Tsy maintsy hisy toe-javatra mahatafintohina, kanefa hahita loza izay olona mahatonga an’izany! 2 Aleo aza hanantonana vato lehibe fikosoham-bary eo amin’ny vozon’izany olona izany, dia hatsipy any an-dranomasina izy, toy izay hanafintohina ny iray amin’ireny madinika ireny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara