28 Dia niala tao amin’i Kaiafa izy ireo ka nentiny tany an-tranon’ny governora+ i Jesosy. Vao maraina be tamin’izay. Tsy niditra tao an-tranon’ny governora anefa izy ireo mba tsy ho voaloto.+ Te hihinana ny sakafon’ny Paska mantsy izy ireo.
28 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Fantatrareo tsara fa tsy azon’ny Jiosy atao ny mifanerasera amin’ny hafa firenena na ny manatona azy.+ Nasehon’Andriamanitra tamiko anefa fa tsy tokony hiantso olona hoe maloto na tsy madio aho.+
2 Koa rehefa niakatra tany Jerosalema i Petera, dia nanakiana azy* ny mpomba ny famorana,+3 ka niteny hoe: “Niditra tao an-tranon’ny tsy mifora ianao sady niara-nisakafo taminy.”