4 Rehefa miara-mivory amin’ny anaran’i Jesosy Tompontsika ianareo ary fantatrareo fa any aminareo ny saiko sy ny herin’i Jesosy Tompontsika, 5 dia atolory ho an’i Satana+ ilay lehilahy mba handringanana ny nofo. Amin’izay dia ho voaro ny toe-tsain’ny fiangonana, mandritra ny andron’ny Tompo.+