FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 10:13-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 18:15-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nentin’ny olona teo amin’i Jesosy koa ny zanany kely mba hokasihiny, nefa nibedy azy ireny ny mpianatra rehefa nahita an’izany.+ 16 Nantsoin’i Jesosy hankeo aminy anefa ny zazakely, ka hoy izy: “Avelao ny zaza hanatona ahy fa aza sakanana, fa an’izay hoatr’azy ny Fanjakan’Andriamanitra.+ 17 Lazaiko marina aminareo fa tsy maintsy mandray ny Fanjakan’Andriamanitra hoatran’ny zaza ianareo, fa raha tsy izany dia tsy ho tafiditra ao mihitsy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara