FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 10:17-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 18:18-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nisy mpitondra teo amin’ny Jiosy nanontany azy hoe: “Mpampianatra Tsara ô, inona no tsy maintsy ataoko mba handovako fiainana mandrakizay?”+ 19 Dia hoy i Jesosy: “Maninona aho no antsoinao hoe tsara? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra.+ 20 Fantatrao ny didy hoe: ‘Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ aza mijoro ho vavolombelona mandainga.+ Hajao ny rainao sy ny reninao.’”+ 21 Dia hoy izy: “Efa narahiko daholo izany hatramin’izaho mbola kely.” 22 Hoy i Jesosy rehefa naheno an’izany: “Misy zavatra iray mbola tokony hataonao: Amidio daholo ny fanananao, ka zarao amin’ny mahantra ny vola azo amin’ilay izy, dia hanana harena any an-danitra ianao. Ary andao hanara-dia ahy.”+ 23 Nalahelo be anefa izy rehefa naheno an’izany, satria nanan-karena be.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara