Marka 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nivoaka hihaino an’i Jaona ny olona eran’ny faritr’i Jodia sy ny mponina rehetra tany Jerosalema. Nataony batisa* tao amin’ny Reniranon’i Jordana izy ireo sady niaiky ny fahotany teo imason’ny olona.+
5 Dia nivoaka hihaino an’i Jaona ny olona eran’ny faritr’i Jodia sy ny mponina rehetra tany Jerosalema. Nataony batisa* tao amin’ny Reniranon’i Jordana izy ireo sady niaiky ny fahotany teo imason’ny olona.+