FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 10:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 18:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Lazaiko marina aminareo fa tsy misy olona efa nahafoy trano, na vady, na rahalahy, na ray aman-dreny, na zanaka noho ny Fanjakan’Andriamanitra,+ 30 ka tsy hahazo be lavitra amin’izao andro izao, ary fiainana mandrakizay+ ao amin’ilay tontolo* ho avy.”

  • Hebreo 10:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Fa nangoraka an’izay nigadra ianareo ary mbola faly foana na dia norobaina aza ny fanananareo.+ Fantatrareo mantsy fa manana lova tsara kokoa sy maharitra+ ianareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara