Matio 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa raha mitsiriritra*+ kosa ny masonao, dia ho maizina ny tenanao manontolo. Ary raha lasa haizina ny hazavana ao anatinao, dia tena ho haizim-pito izany!
23 Fa raha mitsiriritra*+ kosa ny masonao, dia ho maizina ny tenanao manontolo. Ary raha lasa haizina ny hazavana ao anatinao, dia tena ho haizim-pito izany!