-
Matio 16:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nanomboka teo dia nanazava tamin’ny mpianany i Jesosy hoe tsy maintsy mankany Jerosalema izy, dia hampijalijalin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.+
-
-
Marka 10:33, 34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary hatolotra amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny Zanak’olona. Dia homelohin’izy ireo ho faty izy, ary hatolony amin’ny hafa firenena, 34 ka hihomehezan’ireny sy hororany sy hokaravasiny ary hovonoiny ho faty. Hitsangana anefa izy rehefa afaka telo andro.”+
-