-
Marka 11:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary niditra tao Jerosalema izy, ka nankao amin’ny tempoly, dia nijerijery ny zava-drehetra. Nivoaka nankany Betania izy sy ny 12 Lahy avy eo, satria efa hariva ny andro.+
-
-
Lioka 21:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Dia nampianatra tao amin’ny tempoly izy ny antoandro, fa niala tao kosa izy ny alina, ka nijanona tany amin’ilay tendrombohitra atao hoe Tendrombohitra Oliva.
-