-
Jaona 8:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Dia hoy ireo: “Taranak’i Abrahama ange izahay e, ary mbola tsy andevon’iza na iza mihitsy. Dia maninona ianao no miteny hoe: ‘Ho afaka ianareo’?”
-
-
Jaona 8:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Dia hoy ireo: “I Abrahama no rainay.” Ary hoy i Jesosy: “Raha zanak’i Abrahama+ ianareo, dia ho nanao ny asan’i Abrahama.
-