-
Marka 11:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia hoy i Jesosy tamin’ireo: “Manàna finoana an’Andriamanitra. 23 Lazaiko marina aminareo fa raha misy miteny amin’ity tendrombohitra ity hoe: ‘Mialà eto dia mianjerà any an-dranomasina’, sady tsy misalasala izy ao am-pony ao fa manam-pinoana hoe hitranga tokoa izay lazainy, dia ho tanteraka izany.+
-
-
Lioka 17:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia hoy ny Tompo: “Raha manana finoana ianareo, na faran’izay kely hoatran’ny voan-tsinapy aza, ary hiteny amin’itsy voaroihazo itsy hoe: ‘Miongota ary maniria any an-dranomasina!’, dia hankatò anareo izy.+
-