-
Lioka 14:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Naniraka ny mpanompony izy tamin’ny fotoanan’ny sakafo hariva mba hilaza tamin’ireo nasaina hoe: ‘Tongava fa efa vonona ny zava-drehetra.’ 18 Samy nitady fialan-tsiny+ anefa izy rehetra. Ny voalohany niteny hoe: ‘Nividy saha aho, dia mila mandeha mijery an’ilay izy. Mba ialao tsiny any re aho e!’
-