-
Lioka 20:37, 38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Fa na i Mosesy aza nampahafantatra hoe hatsangana ny maty, tao amin’ny fitantarana momba an’ilay voarointsilo, rehefa niantso an’i Jehovah* hoe ‘Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba.’+ 38 Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona satria aminy dia velona daholo izy rehetra ireo.”+
-