-
Lioka 11:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Fa hahita loza ianareo Fariseo, satria manome ny ampahafolon’ny solila sy ny rota ary ny zavamaniry mani-pofona* hafa rehetra+ ianareo, nefa tsy raharahianareo ny rariny sy ny fitiavana an’Andriamanitra! Tsy maintsy omenareo ny ampahafolon’ireny, nefa tsy maintsy ataonareo koa ireo zavatra hafa ireo.+
-