-
Marka 7:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 —Tsy misakafo mantsy ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra raha tsy avy nanasa tanana hatreo amin’ny kiho, satria mifikitra amin’ny fomban-drazana izy ireo. 4 Rehefa avy any an-tsena koa izy ireo, dia tsy misakafo raha tsy avy nisasa. Be dia be koa ny fomban-drazana hafa nampitaina taminy sy narahiny, ohatra hoe ny fandrobohana kaopy sy zinga ary fitaovana varahina ao anaty rano.+—
-