Lioka 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa vita batisa daholo ny olona rehetra, dia natao batisa koa i Jesosy.+ Ary nisokatra ny lanitra+ raha mbola nivavaka izy.
21 Rehefa vita batisa daholo ny olona rehetra, dia natao batisa koa i Jesosy.+ Ary nisokatra ny lanitra+ raha mbola nivavaka izy.