-
Matio 13:52Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
52 Dia hoy izy taminy: “Izao àry: Ny mpampianatra* rehetra izay ampianarina momba ny Fanjakan’ny lanitra, dia hoatran’ny tompon-trano mamoaka zavatra vaovao sy tranainy avy ao amin’ny trano fitehirizany.”
-