FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ho feno ny fanahin’i Jehovah izy,+

      Dia fanahy mahatonga azy ho hendry+ sy hahira-tsaina,

      Fanahy manome azy torohevitra sy hery,+

      Fanahy manome azy fahalalana sy mahatonga azy hatahotra an’i Jehovah.

  • Marka 1:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jaona 1:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Izao koa no porofo nomen’i Jaona: “Hitako nidina toy ny voromailala avy any an-danitra ny fanahy, dia nijanona teo amboniny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara