FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 ary ny fahavalo namafy an’izany dia ny Devoly. Ny fotoam-pijinjana dia ny vanim-potoana alohan’ny faran’izao tontolo izao,* ary ny mpijinja dia ny anjely.

  • Matio 28:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Marka 13:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’izy nipetrapetraka teo amin’ny Tendrombohitra Oliva sady nahatazana ny tempoly, dia nanontany azy mitokana i Petera sy Jakoba sy Jaona ary Andrea hoe: 4 “Lazao aminay hoe rahoviana no hitranga izany, ary inona no ho famantarana rehefa hifarana izany rehetra izany?”+

  • Lioka 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nanontany azy izy ireo hoe: “Mpampianatra ô, rahoviana marina no hitranga izany, ary inona no ho famantarana rehefa ho tonga izany?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara