Asan’ny Apostoly 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Anisan’ireny ilay antsoina hoe Agabo,+ izay notarihin’ny fanahy hilaza mialoha fa tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany.*+ Dia izany tokoa no nitranga tamin’ny andron’i Klaodio. Apokalypsy 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Naheno hoatran’ny feo teo afovoan’ny zavamananaina efatra aho, niteny hoe: “Iray denaria*+ no vidin’ny varimbazaha iray kilao,* ary iray denaria ny vary orza telo kilao. Ary aza simbana ny menak’oliva sy ny divay.”+
28 Anisan’ireny ilay antsoina hoe Agabo,+ izay notarihin’ny fanahy hilaza mialoha fa tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany.*+ Dia izany tokoa no nitranga tamin’ny andron’i Klaodio.
6 Naheno hoatran’ny feo teo afovoan’ny zavamananaina efatra aho, niteny hoe: “Iray denaria*+ no vidin’ny varimbazaha iray kilao,* ary iray denaria ny vary orza telo kilao. Ary aza simbana ny menak’oliva sy ny divay.”+