Jaona 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Asan’ny Apostoly 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niparitaka ny mpianatra+ noho ilay fanenjehana taorian’ny namonoana an’i Stefana, ka tonga hatrany Fenisia sy Sipra ary Antiokia. Tsy nitory ny teny afa-tsy tamin’ny Jiosy+ ihany anefa izy ireo. Apokalypsy 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
19 Niparitaka ny mpianatra+ noho ilay fanenjehana taorian’ny namonoana an’i Stefana, ka tonga hatrany Fenisia sy Sipra ary Antiokia. Tsy nitory ny teny afa-tsy tamin’ny Jiosy+ ihany anefa izy ireo.