FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Mbola ho avy aza ny fotoana* hiheveran’izay mamono anareo+ hoe manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy rehefa manao an’izany.

  • Asan’ny Apostoly 7:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Rehefa nitora-bato an’i Stefana izy ireo, dia nitalaho i Stefana hoe: “Jesosy Tompo ô, raiso ny aiko.”

  • Asan’ny Apostoly 12:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tamin’izany fotoana izany, dia nampijalin’i Heroda Mpanjaka ny sasany tamin’ireo anisan’ny fiangonana.+ 2 Novonoiny tamin’ny sabatra+ i Jakoba, rahalahin’i Jaona.+

  • Apokalypsy 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Samy nomena akanjo fotsy lava izy ireo,+ ka nasaina niandry kely aloha, mandra-pahafenon’ny isan’ny mpiara-manompo aminy sy ny rahalahiny, izay efa hovonoina hoatr’azy ireo koa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara