Daniela 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Marka 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa izany andro izany dia ho andro fahoriana+ izay mbola tsy nisy hoatr’izany hatramin’ny niandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra ka hatramin’izany fotoana izany, sady tsy hisy intsony.+
19 Fa izany andro izany dia ho andro fahoriana+ izay mbola tsy nisy hoatr’izany hatramin’ny niandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra ka hatramin’izany fotoana izany, sady tsy hisy intsony.+