Marka 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha tsy nohafohezin’i Jehovah* mantsy izany andro izany, dia tsy hisy olona* ho voavonjy. Noho ny olom-boafidiny anefa, dia nohafoheziny izany andro izany.+
20 Raha tsy nohafohezin’i Jehovah* mantsy izany andro izany, dia tsy hisy olona* ho voavonjy. Noho ny olom-boafidiny anefa, dia nohafoheziny izany andro izany.+