Marka 13:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Amin’izany andro izany, aorian’ilay fahoriana, dia ho maizina ny masoandro, tsy hanome hazavana ny volana,+ 25 ho latsaka avy any an-danitra ny kintana, ary hohozongozonina ny hery eny amin’ny lanitra.* Lioka 21:25, 26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
24 “Amin’izany andro izany, aorian’ilay fahoriana, dia ho maizina ny masoandro, tsy hanome hazavana ny volana,+ 25 ho latsaka avy any an-danitra ny kintana, ary hohozongozonina ny hery eny amin’ny lanitra.*