Lioka 12:39, 40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Tadidio anefa izao: Raha fantatry ny tompon-trano hoe amin’ny firy no ho tonga ny mpangalatra, dia tsy ho navelany hovakina ny tranony.+ 40 Tokony ho vonona foana koa ianareo, satria amin’ny ora tsy ampoizinareo no ho avy ny Zanak’olona.”+
39 Tadidio anefa izao: Raha fantatry ny tompon-trano hoe amin’ny firy no ho tonga ny mpangalatra, dia tsy ho navelany hovakina ny tranony.+ 40 Tokony ho vonona foana koa ianareo, satria amin’ny ora tsy ampoizinareo no ho avy ny Zanak’olona.”+