-
Apokalypsy 19:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay asaina amin’ilay sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena teny nolazain’Andriamanitra izany.”
-