12 Niteny àry izy hoe: “Nisy andriana nankany an-tany lavitra+ mba handray fahefana hanjaka, dia hiverina. 13 Dia niantso folo lahy tamin’ny mpanompony izy, ka nomeny folo mina izy ireo. Ary hoy izy: ‘Ampiasao hanaovana raharaham-barotra ireny mandra-pahatongako.’+