-
Lioka 19:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Tonga indray ny faharoa, ka nilaza hoe: ‘Nahazoana dimy mina ilay iray mina nomenao, tompoko.’+ 19 Hoy koa izy tamin’io: ‘Asaiko hiandraikitra tanàna dimy koa ianao.’
-