Romanina 2:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+ 7 Ho an’izay te hahazo voninahitra sy haja ary vatana tsy mety lo,+ ka manao ny tsara foana, dia fiainana mandrakizay.
6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+ 7 Ho an’izay te hahazo voninahitra sy haja ary vatana tsy mety lo,+ ka manao ny tsara foana, dia fiainana mandrakizay.