-
Jaona 11:57Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
57 Efa nanome baiko anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo fa izay mahafantatra hoe aiza i Jesosy, dia tokony hiteny, mba hahafahan’izy ireo hisambotra azy.
-