-
Eksodosy 21:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Raha nanoto mpanompolahy na mpanompovavy ilay omby, dia handoa 30 sekely* amin’ny tompon’ilay mpanompo ny tompon’omby. Ary hotoraham-bato ho faty ilay omby.
-
-
Matio 27:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Rehefa hitan’i Jodasy, ilay namadika azy, fa voaheloka i Jesosy, dia nanenina izy ka naveriny tany amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ny volafotsy 30 sekely.+
-