Deoteronomia 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Aza mitsapa toetra an’i Jehovah Andriamanitrareo,+ hoatran’ny nataonareo tao Masa.+ Lioka 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalaza hoe: ‘Aza mitsapa toetra an’i Jehovah* Andriamanitrao.’”+ 1 Korintianina 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary aoka isika tsy hitsapa toetra an’i Jehovah,*+ hoatran’ny sasany tamin’ireny izay nitsapa toetra azy, ka matin’ny bibilava.+
9 Ary aoka isika tsy hitsapa toetra an’i Jehovah,*+ hoatran’ny sasany tamin’ireny izay nitsapa toetra azy, ka matin’ny bibilava.+