FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 22:21-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Efa eto amiko, eto an-databatra, anefa ny tanan’ilay hamadika ahy.+ 22 Fa handeha tokoa ny Zanak’olona, araka ny efa voalaza mialoha.+ Na izany aza, dia hahita loza ilay olona hamadika azy!”+ 23 Nanomboka nifampiresaka àry izy ireo hoe iza amin’izy ireo no mieritreritra hanao an’izany.+

  • Jaona 6:70
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 70 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Nifidy anareo 12 Lahy aho, sa tsy izany?+ Ny anankiray aminareo anefa mpanendrikendrika.”*+

  • Jaona 13:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nitebiteby be i Jesosy rehefa avy nilaza an’izany, ka notsoriny hoe: “Lazaiko marimarina aminareo fa hamadika ahy ny iray aminareo.”+ 22 Dia nifampijery ny mpianatra, ka sahiran-tsaina nieritreritra hoe iza no noresahiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara