-
Apokalypsy 22:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy anefa izy tamiko: “Tandremo! Aza manao an’izao! Fa mpanompo ihany aho, hoatr’anao sy ny mpaminany rahalahinao, ary hoatran’ireo manaraka ny teny ato amin’ity horonam-boky ity. Andriamanitra no ivavaho.”+
-