Lioka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Efesianina 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra. 1 Petera 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra.