Lioka 22:63, 64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Ary nanomboka naneso+ an’i Jesosy sy nikapoka azy+ ny olona niambina azy. 64 Dia nosaronan’izy ireo ny tarehiny, ka naverimberiny nanontaniana izy hoe: “Maminania! Iza ilay namely anao teo?”
63 Ary nanomboka naneso+ an’i Jesosy sy nikapoka azy+ ny olona niambina azy. 64 Dia nosaronan’izy ireo ny tarehiny, ka naverimberiny nanontaniana izy hoe: “Maminania! Iza ilay namely anao teo?”