Marka 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nisy haizina nanarona an’ilay faritra manontolo, nanomboka tamin’ny ora fahenina* ka hatramin’ny ora fahasivy.*+ Lioka 23:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ora fahenina* teo ho eo tamin’izay, kanefa nisy haizina nanarona an’ilay faritra manontolo hatramin’ny ora fahasivy,*+
33 Ary nisy haizina nanarona an’ilay faritra manontolo, nanomboka tamin’ny ora fahenina* ka hatramin’ny ora fahasivy.*+
44 Ora fahenina* teo ho eo tamin’izay, kanefa nisy haizina nanarona an’ilay faritra manontolo hatramin’ny ora fahasivy,*+