40 Nalain’izy roa lahy àry ny fatin’i Jesosy, dia nofonosiny lamba rongony niaraka tamin’ny zava-manitra,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mandevina. 41 Nisy zaridaina teo amin’ilay toerana namonoana azy, ary nisy fasana vaovao+ mbola tsy nandevenana mihitsy tao amin’ilay zaridaina.